Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Mihitsy :
" reviv a ! laharampahamehana ny fiarovana ny mpitondra satria misy tsy maty voalavo ankibo."
___&&&___
Tsy manda an’io voalazanao ny aty fa azo atao tsara ny mitandrina sy mailo ary miaro tokoa ny firenena tsy ho latsaka, ka efa voalazanao ilay izy.
Izy io moa samy manana ny zavatra mahaliana azy ka izay mba hitako fa hahatsara ny firenena dia teneniko.
Raha ny momba ny resaka tafika indray dia mialatsiny fa tsisy zavatra haiko ny momba an’io.
Izay angamba no azo lazaina sy tenenina an’io.