Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
reviv a ! laharampahamehana ny fiarovana ny mpitondra satria misy tsy maty voalavo ankibo. Tsy ity fitondrana tsy voafidimbahoka ity no tokony hanao izany, fa ireo manana drafitra maty paika voafidy.
Hiverina resaka tafika aho, tamin’ny fitondran’i zafy albert no nanaovana ny tafika tsinontsinona voalohany ka ny Mig no lasibatra lasa natao vilany. Tsy nisy mihitsy na fiaramanidina na iray aza nianjera . Helicoptere alouette III sy DC3 no nianjera (na nazera) fa tsy fiataovana tany amin’ny firaisana sovietika . Ny Mig dia nilaina satria tamin’ny fotoan’andro dia nisidina foana nandrahona ny fiaramanidina afrikanina tatsimo.Angaha isika nanana sambo satria vendrana i dd (ny iray aza nadobony tao amin’ny atao vava lapasy tao diego) nosy nefa isika.Ny tafika nampiasainy hiaro azy fotsiny tahaka ny zandary tamin’i rainilainga izay lasa mpitolona manao fanamiana tahaka tamin’ny androny dd.