Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 16 janvier 2026
Antananarivo | 00h23
 

Répondre à un commentaire

15 janvier à 21:17 | reviv (#9830)

Mahitsy
" Tamin’i dd dia nisy MIG 17 , MIG21 Antonov (nandehan’ny SN rehefa namonjy poste lavitra) ny Yak40 fa ny an’ilay frantsay teo aloha nitondra ve ? Tetras sy raopilanina avy any Tseky ."
__&&&___

Tsisy manda an’io Mahitsy,
fa nitondra inona ho an-tsika reo ?

Nanenjika dahalo ve, sa natao niambina ny morontsiraka gaboraraka amin’ny ampimamba ny harenam-pirenena.

Niady amin’iza i Madagasikara ?
Ny fahafantarako sy fahaizako an’ireo raopilanina sy fiara manidina reo dia toa latsadatsaka anabakabana fotsiny ka namono mpiarabelona sy manamboninahitra miaramila maro.

Tsy ireo no laharapahamehana. Ny fitaovana amin’ny famokarana vokatra no ilaina, tahak’izany koa ny amin’ny jono, ny kojakoja famboaran-dalana, ny raopilany fitaterana mpizahatany....
etsetra etsetra...,ireo no tokony ilofosan’ny fanjakana malagasy hampandroso ny firenena.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}