Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 16 janvier 2026
Antananarivo | 00h23
 

Répondre à un commentaire

15 janvier à 19:03 | reviv (#9830)

Maestro :
" Nahazo baiko ireo mpiara-miasa ara-tafika frantsay dimy , miasa eto Madagasikara mba tsy ho avy intsony any amin’ny toeram-piasany. "
__&&&__

Izany hoe niala an’i vady be dia nampiakatra an’i vady kely masay.
Azo atao anie zany, nefa kosa lanja lanjaina ihany ny fiafaran’ny zavatra atao, sao dia tratra farany eo.

Raha izany ny fomba fanao dia mbola tsy misy fahamatorana ny fanjakana malagasy ( tsy ny vahoaka akory ) hoy aho fa ireo mpitondra no tsy manana fahamatorana ka mahatonga ity firenena ity lasa zigy-zagy.

Ka hoy aho hoe, mba ataovy matomatotra ny resaka sy ny fisainana fa sao dia lasa very fotoana amin’ny tena tsy izy..
Satria zao manko, zavatra efa nisy ary niseho tokoa teto amin’ny firenena io, tamin’ny repobolika faharoa.

Tsy hivekarako loatra ny tantara mikasika an’io fa samy mahafantatra sy mahalala an’io daholo tsika rehetra. Nitondra inona izany ramin’ny tanana, diaianzo no mamalyazy ?

Inona ny fiafarany, afaka taona vitsy vitsy, dia nivadika indray ilay tantara.

Fa izaho kosa, amin’izao fitoana anoratako izao, dia manana fahatokisana amin’ingahy colonel Michaël Randrianirina.

Fehiny, ataovy matomatotra ihany ny fitondrana an’ity firen-tsika ty mba ho lasa vanona...

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}