Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 16 janvier 2026
Antananarivo | 00h23
 

Répondre à un commentaire

15 janvier à 14:26 | Maestro (#7313)

Copié Coolé

NAHATON’NY FILOHAN’NY FANAVAOZANA NY FIARAHA-MIASA ARA-TAFIKA AMIN’I LA FRANTSA.
Araka ny ranty navoakan’i Thomas Dietrich, mpanao gazetin’ny Françafrique ,dia nahaton’ny Kôlônely Randrianirina Michaël ny fiaraha-miasa ara-tafika eo amin’ i Madagasikara sy Lafrantsa .
Nahazo baiko ireo mpiara-miasa ara-tafika frantsay dimy , miasa eto Madagasikara mba tsy ho avy intsony any amin’ny toeram-piasany.
Araka ny nambaran’ity mpanao gazety ity dia ny fanampian’ny tafika frantsay , tamin’ny nandefasany fiaramanidina nitsoahan’ ny Filoha teo aloha Andry Rajoelina no mety ho anton’izao fanapahan-kevitra izao.

Coome dirait l’autre
Sami Tsara.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}