Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 17 juillet 2025
Antananarivo | 11h05
 

Répondre à un commentaire

16 juillet à 17:48 | pisokely (#9950)

o ry isandra a.

managalatra i rajoel...

nankaiza daholo aza ny vola azony ? amina milliards de dollars anie fa tsy hoe milliers na millions e... ny hita eto amin i MT dia efa porofo hoe nankaiza ny vola !!!.. tsy izahay no mamorona fa ianareo no milaza tsy hanontaniana hoe.. nahazo vola izahay satria mahatoky anay ny CI... nankaiza aza ireo vola ireo ??? satria tsy hita zay vita nefa ny gasy mihamahantra.. autoroute tana tamatve no nifanaraha.. tsy nahavita 100 km akory nefa ny vola lany ??? ny hoe vola fanampiana ny any atsimo moa tsy lazaina intsony.. nefa dia tsy ela akory nisy lahatsoratra hoe mananotanona ny mosarena (famine)..

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.