Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 15 juillet 2025
Antananarivo | 23h00
 

Répondre à un commentaire

15 juillet à 09:44 | Rabeanosy (#11701)

Fitondram-panjakana tsy mahalala izay tokony ho ataony.
Be resaka amin’ny fitadiavana fialan-tsiny foana.
Mahazatra azy ny mitsikera ny lasa, mitanisa ny tsy nataon’ireo nitondra teo aloha. Dia izay no tanisainy atao hamotsina ny tsy fahavitany ny tokony ho ataony ankehitrio.
Hoy ny sasany izay : rehefa tsy mahavita sy tsy mahita vaha-olana dia mba manàna fahendrena mahay miala fa tsy mibodo toerana manataraiky ny firenena anatin’ny fahandrana sy ny fihemorana toa izao.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}