Ce lundi 30 mars sur la Place de la démocratie, un sous-officier de l’Armée a dénoncé, au micro des journalistes de la radio 100.8, le comportement des forces de l’ordre face aux établissements scolaires où se trouvaient des élèves qui protégeaient leur proviseur. Ce sous-officier qui dit appartenir au groupement national des sous-officiers, apparemment le COSOFAM, risque des sanctions vu son audace mais il semble qu’il n’en ait cure.
Il déplore en effet qu’au lieu de défendre et de préserver la paix sociale, l’armée est en train de devenir la bête noire de la population et de se transformer en force de répression. Ce sous-officier suggère la solidarité des soldats pour revenir aux côtés de la population pour la protéger et lui servir de bouclier contre la violence.
Recueilli par Valis
Vos commentaires
Evidemment, tous les soldats ne sont pas des pourritures comme ces tontons makouta à la solde de ce minus de tgv.
Bravo pour ce sous-officier d’avoir le courage de défendre l’honneur des soldats bafoué par ce pseudo-gouvernement de jiolahy pire que des dahalo.
Vous êtes, cher sous-off, au même rang que Razily et ses compagnons, dignes héros de ce pays. Nous vous soutenons de toutes nos forces.
Merci. Vive Madagascar
Raha izao no mbola mitohy dia tsy rariny e ! Tena ingahy isany Ravalomanana Marc amin’i Andry Rajoelina izany no miseho ho lebany amin’ny tanàna mamotika an’i Madagasikara iray manontolo. Tsy rariny, koa aoka havory haingana ny Assises Nationales hanapaka izay olona afaka hitondra mazava ny tetezamita, izay mety ho mifanaraka amin’ny Lalàmpanorenana sy ny fanovana io Lalàmpanorenana noviraviraina io (Regime Prlementaire no niaingana ary lasa Totalitaire izy izao, lozan’izay nanova azy fa namotika an’i Madagasikara ny vokany). Izao ihany no mahatonga anay ho leo ka hanarahanay indray ny Fanjakana Federaly satria dia ny Vahoakan’Antanànarivo hatrany no tsy mahay miray hina ka manimba sy mamotika ny Tany sy ny Firenentsika ary ny hoavin’ny taranaka.
mety ny anao ra miaramila tohizo fa tsara aza mety baikon ireo tsy matahotody ireo intsony sao ny hatezeran ny AVO no tsy ho zaka ;aza mapisotro ny tsy fisotro an i pasitera intsony
HO an’i mosa47
Na hadikanao im-polo isaky ny thème aza ny texte nao dia hita hoe tsy dia mahalina firy .
Sa mataotra ny tsy ho hitan’ny olona .
Raha hevitra matotra mantsy dia tsy maintsy misy mihaino foana . Ny equipan’i « XXX » no manao ny fomba rehetra mba hihainoana azy na dia fomba tsy mendrika aza !!!
ka i Pasitera anie tsy nisotro akory e ! masina be izy de tsy hainy hoe fomba fitenin’ireo miaramila jiolamboto le hoe ataovy minan’e... de lazain’i pasitera fa tena nasaina naka kôpy mihitsy izy nisotro azy.
HO an’i mosa47
Na hadikanao im-polo isaky ny thème aza ny texte nao dia hita hoe tsy dia mahalina firy .
Sa mataotra ny tsy ho hitan’ny olona .
Raha hevitra matotra mantsy dia tsy maintsy misy mihaino foana . Ny equipan’i « XXX » no manao ny fomba rehetra mba hihainoana azy na dia fomba tsy mendrika aza !!!
Dia faly ianao ry Mosa47 amin’ny anaovana ny assises ?dia lazainao fa i Ravalo sy tgv no fosotr’izao ?tsia diso ianao satria:raha marina fa ireo olona roa ireo no manimba ny firenena sy ny taranakao !dia tsy hanaiky anaovana ny assises ianao,ny raikalahy efa tsy eo intsony fa ny iray sisa mibahana eo,ary io farany tsy hanaiky fa ny heviny ihany no tsy maintsy asongadina,tsy zava-baovao amin’ny toetra nasehony izany,sous forme fotsiny no anaovany an’io,noho izany ny eo ihany no eo fa ho hitantsika eo,fa raha lehilahy mandala ny fahamarinana izy dia efa ela fony nangatahan’ny rehetra io(UE,NU,UA,ny filoha teo aloha koa)fa par contre mataotra loatra izy,satria tsy zakany ny fiarahamisalaha,fa ny azy ihany,eo koa angamba ny tahotra ny parti contre,tsy zavatra anjary io,raha nisaina koa izy nahoana moa raha refendum no natao !satria fantany fa tsy lanim-bahoaka maro an’isa izy ;izay no ilazako anao hoe tsy misy hilana io assises petatoko io,ary mihomana fa raha mbola ireo no eo dia mbola hatramin’ny lala-panorenana rehetra sy ny code electoral no amtaony amin’izay mahasoa azy sy mety aminy,ka asa raha takatrao ny tiako ho lazaina,raha tsy hoe mety aminao angamba ny hitondrany ny tany sy ny fanjakana maharitra amin’ny fametsifetsena !!!
Félicitation à ce sous-oufficier qui a su montrer un bon exemple aux autres.
Enga anie nareo tsirairay ao @ tafika mba anaraka an’zao fihetsika maha te-hidera aseon’ny namanareo izao
Voila quelqu’un de responsable, digne de faire partie d’une vraie armée. Pas une armée comme la notre actuellement qui ne pense qu’à argent et intérêt personnel, et qui ne se soucie guère du peuple.
Bravo Monsieur, ce sont des gens comme vous qu’il nous faut.
sous-officier...prise de responsabilité ;..andana manaraka andra8 any afrique miditra ao amin’ny miaramilan’ny SADC
C’est cela : exilons tous ceux qui ne sont pas d’accord avec nous et instaurons la démocratie avec ceux qui resteront !
Ny Fikambanana tanora mpanao arts martiaux dia manainga an’Andriamatoa Alain Ramaroson hampijanona miaraka @ vava ny herisetra ato @ ireo vahoaka te haneho hevitra eo @ 13 mai. Mampitandrina anao fa olona samy eto an-tanana isika ka aoka ho hajaina ny fahafahana sy ny safidin’ny hafa. Tsy haharo anao sy Famille Ramaroson ary ny fanananareo mianakavy akory ny Capsat 3 camions miampy jiolamboto 2 camions.Manantena izahay fa voarainao ny hafatra.
que c désolant de voir des gens com vs M. gasy261, laisse le s’exprimer c son droit le plu légitime.
ne nous prenez pas pour des incultes mon cher. nou on a nos sources et juske là k’a fait ton président ? envoyer le CAPSAT armé jusqu’o dent à prendre de l’argent ici et là entre autres chez ARO dont la moitié de la capitale a été dépuoillée ; à la bank centrale la somme de 200 millions, ...
bienf ait pour dame raharizatovo quand elle a voulu verser la somme de 500 millions à la bank, bravo à la bank ki l’a remise à sa place faute de document précisant la source du fonds. ts mis mapavadina ministra anao azafady eo a
de efa aza manatena ny aazo vola am banky ry andry kely fa leo mangataka eo enao !!!!!
sady mapihomehy no mapalaelo ny tsy fahaizana manjaka eto am ty madagasikara ty, eisyyyyyyyyy
avt tte chose, il faut d’abord apprendre le sens du mot « démocratie »
déjà, fo savoir que démocratie ne rime pas avec anarchie et nullement avec la loi du plus fort, attention, la roue tourne
Manao ahoana daholo,
Rehefa jerena ilay izy dia mitovy ny zavatra mitranga ao ami’ny tafika sy eo amin’ny olona tsotra :
– eo ankilany ireo izay efa nisafidy HANOMPO VOLA na dia ilaina aza ny mamono olona, mandainga, mangalatra, mamitaka, mamadika sy mivarotra ny tanindrazana.
– eo andaniny kosa ireo izay mihevitra fa masina ny tanindrazana ; mbola manome lanja ny fihavanana, ny marimaritra iraisana, mitsinjo ny madinika, ny be sy ny maro...
Ny tsirairay avy dia samy mahafantatra ny momba azy.
Izay maro an’isa amin’ireo anefa no hitantana ny ho avin’ny Madagasikara.
Manontany tena aho ankehitriny hoe aiza no hiafaran’ity « tanin’ny razana » ity ? Mbola ho kilalaon’ny mpanompo vola ihany ve sa mba hoetin’olona tia tanindrazana (patriote) marina.
Io fitiava-tanindrazana io no tsy misy amin’ny « mpitondra » malagasy.
Na dia tsy mahaleo tena tanteraka aza isika, betsaka ihany ny zavatra afaka atao.
Raha jerena ny resaka atao @ itony t@kelaka itony dia hita fa tsy matotra izany mihitsy isika Gasy.Toa ireny mpampiady akoholahy ireny ka samy manao izay handresen’ny akohony daholo ihany.Ary @ izay fomba rehetra takatry ny saina.
Raha hiresaka izany miaramila izany eto ohatra isika dia manontany izahay hoe taiza moa izy io t@ resaka fampihorohoroana ny vahoaka tompon-tany eto Faradofay t@ nandraofana ny taniny ka nomena ny QMM/RIO TINTO ? Naninona izy io no tsy nisakana ilay colonel solaloha izay nataon-dr8 fitaovana hanao tery vay manta ny olona teny Ehoala, nandrava ny barazy ka nahalasa « zone rouge » tampoka ilay tanim-bolin’olona ?
Betsaka ny ohatra azo tanisaina ny @ antony ankahalan’ny olona an-dra8 eto faradofay.
Raha tsy hilaza koa ohatra ny nanafoanana ny zonay hifidy ben’ny tanana toy ny Malagasy rehetra, mba ahafahanay mibanjina malalaka ny fampandrosoana ny taninay.
Saika ny olona apetraka @ toerana itantanana ny faritra teto Faradofay dia olona vahiny « mpiavy » fa tsy mba nanendrena « tompotany » izany kanefa dia mba manana zanaka nianatra sy mahefa ny eto, na Tanôsy na Tandroy. Saingy dia ninian-dra8 ny nanosihosy ny ambom-pon’ireo ray aman-dreninay aty ka toa mbola ohatry ny fitondrana faha andron’i Radama no noezahiny napetraka teto.
Nefa angamba bitika kely izany araka ny iheveran’io olona io azy satria tsy Merina izahay aty.
Koa mihevitra izahay (tsy TIM) eto Faradofay fa fomba ataon’ny olona matahotra ny hovery seza daholo izany hanavotana farany ny fiaraha-misaosy t@-ndra8 sao mbola misy azony atao.
Koa hoy izahay hoe, aza atao resaky ny samy ankizy milalao ao Antananarivo re ity raharaha ity fa hadihadio hoe inona daholo no antony marim-pototra mety ankahalan’ ny olona an-dra8 sy ny TIM.
Tsy dia ny halehiben’ny foko niavian’ny tsirairay avy eto Madagasikara no hihazakazaka hametraka ny fiainany @ ny « voatavo tsy mifandraka » toa an’i Andry. Saingy izy no hany afaka nanilika ny fahasorenana sy fahoriana nampitondrain-dra8 sy ny forongony ny vahoaka hatr@ izay 7 ans nitondrany izay ka dia rariny raha tsenaina am-pihobiana izy (Andry/HAT) satria toa ny gadra afa-patorana izahay sy izay mahatsapa niharan’ny tsindry hazo lena.
Ka aiza ho aiza ao anatin’izay tantara izay io Kaporaly retraité io sa dia mijoro eo ho deraina fotsiny ?
Izany no ilazanay fa tsy dia ampy fahamatorana loatra isika Gasy raha manao zavatra ary mety hampididoza aza
Bonjour !
C’estbien quand il y a encore des militaires qui ont cette audace de réclamer la légalité, en connaissant l’histoire de la HAT.C’est un premier pas,il faut oser maintenant à manifester avec les légalistes et les défendre s’il le faut.
En cette période,on ne peux plus rester neutre,chacun doit abattre sa carte. Pareil pour les majorités silencieux, on ne peux plus agir dans l’ombre,soit vous renforcez les manifestants légaliste, soit celui des fozaorana. Nous devons sortir de notre passivité, vue qu’on est en train de perdre notre droit.
Bonne journée !
Un arbre ne fait pas une forêt, Dieu merci.Il faut qu’il s’explique devant sa hiérarchie, n’en déplaise à ceux qui veulent l’envoyer rejoindre l’armée de la SADC.C’est du n’importe quoi.A ceux qui félicitent ce sous-officier, ils feraient mieux de réfléchir avant d’écrire n’importe quoi.Si cette armée malgache n’a pas été politisée par Ratsiraka et si RA8 l’avait respectée, nous n’en serions pas là aujourd’hui.Je rappelle à certains que ce forum n’est pas un défouloir pour insulter ceux qui ne sont pas du même avis que vous.Pour les pro RA8 et les pro TGV,respectez vos adversaires politiques.C’est comme cela que nous pourrons avancer, mais pas autrement.Merci à tous de rester corrects.
exactement, entièrement du même avis que zaho, que ceux qui n’ont que des insultes à proférer et du fanatisme à vociferer se mettent a argumenter des propos cohérant sinon il rejoignent le forum tiako ou celui de madagate
Je crois que la solution est très simple : Madagascar est une île et n’ a donc besoin que des forces navales et aériennes. On ne doit plus maintenir que BANI, BANA +....., et BATAC. Tout ce qui est armée de terre qui coûte cher et inutilement au pays = OUT.
Io izany hatramin’izao no mbola mendrika ny ho ao amin’ny Tafika, fa ny ambony dia mijanona ao amin’ny Lafika (couches pampers), zohy fieren’ireo MANAMBONY AHITRA (mifoka ahitra) vaovao mpanongam-panjakana. Betsaka no mitsiriritra ny nandraisan’i IDI AMIN sy BOKASSA tany amin’ny taniny koa dia indreo ireo tsivalahara manao ny ataony. Mampalahelo mahamenatra fa dia ny GUIGNOLS sisa no manana fahefana !
O’ry reto a !
hainareo ve le hiran’vaovao oe MIHOZONGOZONA NY SEZA N’LA !!!!!!!
Mba hirao kely oe