Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 21 octobre 2026
Antananarivo | 11h27
 

Répondre à un commentaire

21 octobre à 10:44 | Vohitra (#7654)

Raharaham-bahoaka sy asam-panjakana hanjakan’ny tsy maty manota sy tontakely tsy valahara...

Izay no zavamisy tsy azo iadian-kevitra sy tsy azo lavina intsony mihintsy.

Na inona hambara sy holazaina, dia ny fitondrana volomboasary nentin’i Rajoelina sy Ntsay ary Ravatomanga no tena nampiroborobo ny halatra sy kolikoly ary fanondranana antsokosoko ny volam-bahoaka sy ny harenampirenena Malagasy.

Levona tanteraka ny asampanjakana sy ny fiarovana ny fiandrianampirenena ankehitriny. Tsy misy azo hitokisana intsony ny maro amin’ireo tomponandraikitra ara-panjakana ankehitriny.

Inona no vahaolana maika ?

Tsy ampy sy tsy mety intsony Colonel ny famindrana toerana sy fanesorana ny tontakely tsy maty manota amin’ny andraikitra nosahaniny.

Ny famonjana higadra, ny fangejana ny fananany, ary ny fandroahana tanteraka tsy ho mpiasampanjakana intsony...izay no vahaolana maika !

Inona moa no fahombiazana azo handrasana amin’ny fanorenana ifotony kasaina hapetraka io raha mbola avela ao anaty asam-panjakana ao ny tsy maty manota ?

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}