Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 9 octobre 2025
Antananarivo | 16h38
 

Répondre à un commentaire

9 octobre à 10:15 | Vohitra (#7654)

* Velirano
* Manara-penitra
* Hivadika ny pejy

Teny faheno natao angoantenda mihintsy, nandrakofana ny fizakana fahefana nanomboka ny taona 2018 hatramin’ny anio.

Amin’izao volana oktobra 2025 izao, dia ireto no setriny sy zavabita notanterahany tsy ankiato :

* Lainga sy fitaka sesehena
* Tsy zarizary sy tandrametaka
* Nofy sy angano toy ny paradisa sosialista

Tsy hoe nandiso fanantenana fotsiny ianao io, fa tena namotika ny toekarena sy nampahantra vahoaka ary nanosihosy tanteraka ny fahafahana sy ny fiandrianampirenena mihintsy.

Mbola mikasa hanohy izany famotehana sy fanimbana izany ihany ve ianao ity amin’izao fihetsika famoriana olona mpihoby sy mpitondra doka izao ?

Tsia, efa ampy kosa izay e !
Aza manabarabara ny vahoaka toy io.
Ampy izay ! Tapitra !

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.