Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 14 novembre 2026
Antananarivo | 23h57
 

Répondre à un commentaire

14 novembre à 09:37 | Vohitra (#7654)

Mazava be anie izao zavamisy izao e !

Inona indray no mbola mahagaga eto ?

Raha toa ka volavolan-dalàna hikatsaka ny mangarahara amin’ny fitantanana sy hanokatra ny saina sy fijery eo amin’ny vahoaka mba ho tompon-draharaha, dia holazaina fotsiny fa tetezamita fisoloana toerana izao ka aleo ny fitondrana voafidy manaraka no hampandany sy hamadika azy ho lalàna velona...

Fa raha volavolan-dalàna hahafahana mifehy sy manara-maso ny fahafahana, ary hahafahana mitsinjo ny ho avy sy ampitso ara-politika, dia vetivety foana dia lany avy hatrany sy misy fampiharana...

Izay izy io.!

Fa angaha moa tsy fitondrana hametraka ho laharam-pahamehana sy vaindohan-draharaha ny fanorenana ifotony ity fitondrana ity e ?

"Présidence de la Refondation de la République de Madagascar" na PRRM !

Fa inona izany no atao refondation eto e ?

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}