Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
NY TENY DISO TSY MBA KABARY
NY HEVITRA TSY AZO MAMPIAZOAZO
Ny tena lesona lehibe azo tsoahina amin’ny ady amin’ny kolikoly dia ny fampiharana hentitra ny lalàna tsy an-kanavaka sy ny fiovana amin’ny asa mivaingana, fa tsy mijanona amin’ny kabary na fanentanana fotsiny.
Fanafoanana ny tsimatimanota. Tsy hisy dikany ny ady raha mbola misy olona arovana na ambony toerana afa-miala amin’ny fanaraha-maso sy ny sazy rehefa mandika lalàna.
TSY RESAKA FAMPANDRINA GISA lava izaoTompoko ny ady amin’ny kolikoly fa fomba fiainana sy kolontsaina miainga amin’ny fahitsiana sy ny fanajana ny lalàna, izay antoka tokana hitondra fandrosoana maharitra ho an’ny firenena