Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 12 octobre 2026
Antananarivo | 20h30
 

Répondre à un commentaire

12 octobre à 10:31 | Vohitra (#7654)

Izao no vokatry ny tondrozotra ho an’ny tetezamita tsy nisy fifandinihina sy fifanekena ho fizakana fahefana sy andraikitra.

Mihevi-tena samirery ho toy ny fahefam-pitondrana voafidy ny fitondrana fanovozana ankehitriny.

Tsy resaka fanorenana ifotony intsony izao atao ankehitriny izao fa efa nivadika ho resaka fampibabena trosa ny Firenena.

Efa eny antsasa-dalana ny vanimpotoana tetezamita fanovozana, ilay fanorenana ifotony nefa mikatso tanteraka ankehitriny, ny tetiandro naroso tsy voahaja intsony.

Tsy andraikitra ho an’ny tetezamita fanovozana ny manao fifanekena vaovao hifamatoran’ny Firenena amin’ny trosa vaovao. Andraikitra sahaza ny fitondrana eken’ny vahoaka Malagasy amin’ny fifidianana mitombina sy marina ary ara-dalana izany fampidirana trosa ny Firenena izany.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}