Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
05 oktobra isika anio...
Raha ny tondrozotra naroson’ny FFKM dia tokony efa nifarana sy vita omaly 04 oktobra 2026 ny fikaonan-doha teny anivon’ny fokontany misy ny Fokonolona.
Indrisy nefa fa tsy mbola nisy akory ary tsy mbola manomboka akory anio 05 oktobra 2025 izany fikaonan-doha eny amin’ny fokontany izany mandrak’androany.
Fahombiazana ve izany ?
Dingana hirosoana amin’ny fanovozana ve izany fahatarana tsy miato izany ?
Mbola ho azo hantenaina ve ny fanorenana ifotony kasaina raha izao fahavotsana sy fihemorana tsy miato izao no zavamisy ?
Dia gaga sy talanjona ny tena mahita hoe mandeha manao fitsidihana mijery ny orinasa SOCOTA tarihin’ny vondrona Karmaly no ataon’ny minisitra misahana ny fanavaozana nefa ity toa mikatso indray ny fikaonan-doha...
Fanovozana any amin’ny SOCOTA indray angaha no atao ?