Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 8 juillet 2026
Antananarivo | 20h51
 

Répondre à un commentaire

8 juillet à 18:29 | rakotobe (#7825)

Miaramila no mitondra manana ny Fahefana feno nefa mahazo vahana ny TSY FANDRIAMPAHALEMANA, ary filohan’ny FANAVAOZANA no sefo .

Mahatratra 172 no tranga fanjavonana voarakitra manerana an’i madagasikara @ enimbolana farany.
164 no very ary 8 no nisy namono.!

Tena mahery vaika ny zavamisy, ary toa hamerina ny andrimasom’pokonolona eo anivon"ny Fokontany hono ny colonely Michael !

Rahefa ho tratra izany ireo tompon’antoka mampihorohoro mpietraketraka, dia mety hanao fanambarana ara-politika ireo raha ny logikan"ny colonely no hinoana ?

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}