Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Tompoko,
Aoka tsy ho resabe fotsiny ity fanambarana ity :
" HAFATRY NY FIVONDRONAM-BEN’NY EVEKA
FIHAVAOZANA SY FANAVAOZANA MANKAIZA ?
– Toa zary lasa nofinofy ilay fanavaozana notabatabaina teny an-kianja.
– Ny vidim-piainana mampiteny ny maona
– Ny fahasahiranan’ny tantsaha ny amin’ny famoaham-bokatra sy ny vidiny
– Ny tsy fandriam-pahalemana
– Ny kolikoly
– Ny ady seza sy ny kiantranoantrano
– Ny fampihorohorona
– Ny fanindrahindrana be ny mpitondra
– Ny fampanginana sy ny fisamborana ireo izay tsy mitovy hevitra amin’ny mpitondra
– Ny tsy fitoviana ny fiahina ny faritra samihafa misy @Madagasikara
– Ny fahatongavan’ireo vahiny maro izay mampiahiahy
– Tsy dia hita taratra loatra hoe avy amin’ny vahoaka sy ho an’ny vahoaka ny #fitondrana
– Tsy misy drafitra politika mazava sy voafaritra tsara ny hitantana ny fanaovana ka voadingana ny tena laharam-pahamehana ho an’ny firenena indrindra ho an’ny vahoaka madinika
– Ry mpitondra tandrovy toy ny anakandriamaso ny fanapahan-kevitra raisinareo fa sao hamatotra ny firenena sy ny taranaka any aoriana "