Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 22 octobre 2025
Antananarivo | 00h14
 

Répondre à un commentaire

21 octobre à 13:52 | I MATORIANDRO (#6033)

Miarahaba anao ny tenako Andriamatoa Praiministra ary mirary anao ahefa be @ andraikitra ankinina aminao.

Porofoy @ fozaorana sy ny vahoaka fa ny raharaham-panjakana tsy hananana havana na namana.

Aza avela hiaina anaty fahakiviana mifanesy indray ny olona rehetra.

 Ze tsy miasa aoka tsy ihinana.

 Ze te hiasa ampio andeha lavitra kokoa.

 Tanteraho arabakiteny sy arahin’asa ny fitsitsiana nambaranao.

Samia velonaina

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.