Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 22 octobre 2025
Antananarivo | 08h10
 

Répondre à un commentaire

16 octobre à 14:21 | pisokely (#9950)

dia hita hoe olona tsy misy fahendrena ilay isandra... mamoaka adimpoko sisa e...

aiza lay vava teto zay.. tsy mahafaka an i rajoel hoe... raha tena mamimbahoaka io, tsy afaka teo.. basy no nahalny azy taminy 2023.. ka non afaka ny basy, dia niongana ho azy.. zay vao nitomany hoe tsy mila mpisolelaka..

lay colysee io no tokony esorina.. very ny haja sy vononahitrin ny rova.. olona adala mitomany ho andriana no nanao an io... hirodana io rova io satria dia mavesatra ilay colysee.. tokony ravana tsikelikely, dia haterina eo aminy tranony ao ambatobe...