Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 22 octobre 2025
Antananarivo | 00h14
 

Répondre à un commentaire

16 octobre à 14:03 | I MATORIANDRO (#6033)

Mivovo any ivelan’ny kianja sisa no ataon’le kankra sy ny forongony.

Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.

Efa lasa iny hoy Andriamatoa Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA.

Mandeha tsara aloha ny dingana rehetra ihodinan’ny fanjakana miaramila na dia misy resaka sy pitsony tokony ahitsy miandalana aza.

Antenaina mba tsy ahitana taratra ny olon’le kankra amin’io governemasaka hijoro eo io.

Samia velonaina.