Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 septembre 2025
Antananarivo | 14h11
 

Répondre à un commentaire

23 septembre à 10:22 | rakotobe (#7825)

Hoy ny OLOK’HENDRY
tsy ho sahala ary tsy ho tovy mandrakizay amindry #7070 mpiasa vavin’i Rainilaingarivony Cedric Rajoelina etoana.

" Tsy fanoherana na fanonganana fa fanairana ny mpitondra hamaha haingana ny olana mampaharary ny vahoaka tsy an-kanavaka.
Atsaharo ny ramatahora sy ny fampiasan- kery fa Tanindrazana iombonana izy ity ary samy tompony amin’ny fihariana sy fampandrosoana, raha tsy izany dia miala satria izahay tsy nanery anareo hitondra fa ianareo no nilokaloka fa vitanareo ny hamaha ny fatoran’ny fahantrana. Ianareo koa be marenina rahateo sady tsy mahay manavaka ny maika sy ny rendrarendra"

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}