Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 22 septembre 2025
Antananarivo | 22h56
 

Répondre à un commentaire

22 septembre à 17:15 | rakotobe (#7825)

HAHITA RAHA ANTSIKA

KARAKORY MADAMO #7070 @ andafy izao ?

Alakamisy 25 Septambra 2025
Ambohijatovo
 ? Dihabe mankany 13 Mai

Regroupement :

Itaosy ? Rond-point Apasika

Iavoloha, Andoharanofotsy, Tanjombato sy manodidina ? Rond-point Apasika (By-pass)

Alasora sy manodidina ? Rond-point Ankadidratombo

Sabotsy Namehana, Analamahitsy, Amboditsiry ? Rond-point Masay

Ambohimanarina sy manodidina ? Rond-point Ankazomanga

Alarobia, Ivandry ? Rond-point Jesosy Mamonjy

Vontovorona ,Fenoarivo,Ampitatafika= Rond-point Anosizato

— -

Leo Délestage, rano tsy mandeha !
Fampanantena pôkaty, lainga lava !
Ampy izay !
Aoka izay ny famarotana ny Nosy Malagasy @ Vazaha !
Avelao ny vahoaka haneho hevitra malalaka

— -

Fotoana izao mitsangana ry Tanora, sahia mijoro !
Tongava maro mitondra sainam-pirenena !

Ampy izay tsy rariny !

Nalaina taminà commentaire an’ny olom-pirenena tsotra

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}