Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 22 septembre 2025
Antananarivo | 22h56
 

Répondre à un commentaire

19 septembre à 14:49 | rakotobe (#7825)

Tsara ho fantatra :
TSY MBOLA NISY TETO AN-TANY FANJAKANA DJADONA NAHARITRA MANDRAKIZAY DORIA

 ??- ????????? ??? ?? ????????? ??? ? ???? ?????????? ??? ????’ ?? ??????.

 ? ????????? ?? ??????????? ???? ????????????’ ?? ???????’ ???????????? ??????????? ?? ???????? ??? ??? ?????? ?? ????????? ??? ????’ ?? ?????? ???? ??????????

Hoy izy :
TENA TSY RARINY INTSONY
An-dranomaso no hanoratako. Baba sy Clémence, Jesosy mahita izay toerana nitondrandry zareo anareo. Mandohalika aho mivavaka, hiarovan’i Jesosy ny ainareo any amin’izay misy anareo any.
Tena fahotana ve ny manaitra ny tompon’andraikitra amin’izay famahana olana andrasana amin’izy ireo. Lasa fahotana sy heloka be vava ve ny miangavy anareo mba ahafahanay madinika misitraka rano sy jiro mendrika ny maha-olombelona ?
Ho antsika vahoaka, anjarantsika ny mandinika fa ho tombontsoantsika no hiaretana izao rehetra izao.
Tsy maty ato an-tsaiko ny fomba nisamboranareo an’i Clémence teo, tsy afaka ato an-tsofiko ny kiakiakany.
Tiako ho fantatrareo anefa, fa na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana dia tsy maintsy hampandresy anay Jesosy.
BABA, CLEMENCE HJORO HIADY HO AN’NY MADINIKA ISIKA SATRIA TSY AFAKA HIJERY FOTSINY NY LOZA HANJO NY FIRENENA.
Teny fiadanana ny mpanao gazety fa toa tsy misy olona any ? dia nentinareo aiza izy dahy ??
fa voasoratra hoe : Ahy ny famaliana ; Izaho no hamaly, hoy Jehovah (Deoteronomia 32:35). — Romana 12 : 19
IZY NO TOMPON’NY TENY FARANY ARY MAHATOKY AZY IZAHAY.

Lily Rafaralahy

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}