Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 24 juin 2025
Antananarivo | 23h52
 

Politique

Mouvance Madagascar

Meeting avorté à Mahajanga be

mercredi 27 janvier 2010 |  2092 visites  | 16 commentaires 

La « Mouvance Madagascar » de Mahajanga a voulu tenir une réunion près des locaux de la SIRAMA à Mahajanga be ce samedi 23 janvier 2010 mais elle a évité de faire face à des risques d’affrontement. Le Tanora Club Rassemblement (TCR), anciennement appelé Tanora Contre Ravalomanana, ainsi que des membres de l’Association TGV les avaient devancés sur le site. De ce fait, la Mouvance Madagascar n’a pas pu se réunir.

En effet, ayant obtenu des renseignements concernant ce projet de réunion, les TCR et TGV se sont déplacé sur les lieux, ce qui a désamorcé l’objectif des anti-HAT.

Recueilli par Valis

16 commentaires

Vos commentaires

  • 27 janvier 2010 à 10:01 | Zama (#3497)

    MAHAGAGA NY REGION AO MAHAJANGA SY NY MPANAO GAZETY TOY NY M3TV.
    Fatin’olona tsy alehany no avela miteniteny foana @ TV tsy misy censure, tsy misy fanajana, jiolamboto no heverinay azy sy ny mpibaiko azy ireo ; Tsy manana akory ny notion de discipline ary normal fa mandrogony no asany.
    Ireo boy kely ireo izany no mi baiko ny région sy ny force de l’ordre : fanjakany baroa !!!
    Mankaiza ity firenena ity : nivadika afrika isika ity ry havana. Motraka mihintsy noho ny mpitondra

    • 27 janvier 2010 à 11:33 | Basile RAMAHEFARISOA (#417) répond à Zama

      zama

      Vous venez d’annoncer une bonne nouvelle :

      « Il n’y a pas de censure à Madagascar ».

    • 27 janvier 2010 à 12:54 | Mandimbisoa (#2104) répond à Basile RAMAHEFARISOA

      TSY araka ny hevitrao ny tian’i Zama ho lazaina ry Basile,vakio tsara izay nosoratany ;na raha tianao ho fantatra Misy ny Censure raha tsy mifandraiky amin’ny hevitry ny FAT !

    • 27 janvier 2010 à 13:36 | Balita (#1413) répond à Basile RAMAHEFARISOA

      Pas étonnant. Basile est toujours à côté de la plaque comme d’habitude

    • 27 janvier 2010 à 17:25 | visina (#3456) répond à Basile RAMAHEFARISOA

      Basile,

      Vous vous souvenez des mercenaires sud afs a Tulear que vous avez voulu executer ? Il vaut mieux bien verifier avant d’annoncer les choses.

    • 27 janvier 2010 à 20:49 | Basile RAMAHEFARISOA (#417) répond à Basile RAMAHEFARISOA

      par ironie pour répondre indirectement à visina qui me pose tout le temps la question de censure à MADAGASCAR

      Les journaux ne veulent pas couvrir ce qui se passe à Mahajanga be.

      Est-ce assez clair ????

    • 27 janvier 2010 à 20:53 | Basile RAMAHEFARISOA (#417) répond à visina

      visina

      ne me faites pas dire ce que je n’ai pas dit :

      « Bref,s’il y avait des mercenaires ’étrangers,il faut les supprimer »sans jugements« .VOUS AVEZ OUBLIE le »SI".....

    • 28 janvier 2010 à 12:32 | Herimbola (#2901) répond à Zama

      Tena miombon-kevitra aminao ndray aho ry Zama tamin’iny ! Ireny olona tsy mendrika hiteny ireny no antsoina hoe fitaovana fotsiny.

      Tsy sahy mandray andraikitra ireo tena tompon-kevitra dia ireny olona tsy mendrika ireny no alefa eo satria ireny ilay azo lazaina hoe tsy mahalala izay hahafaty azy, tsy mitsinjo lavitra. Tsy manana niveau d’éducation loatra mantsy izy ireny matetika.

      Raha ny hoe lasa Afrika isika, tamin’ny 2002 aho dia efa nahita an’izany zavatra izany ! Talohan’io tsy mbola nisy olona nifanagadra tafahoatra izany teto. Nanomboka tamin’ny 2002 no nisy ny fanagadrana olona fahatany noho ny antony politika tsotra izao saingy mody sarontsaromana délit hafa. Tamin’ireny ihany koa no nisy an’izany MAlagasy niainga handeha hifampitifitra amin’ny mpiray tanindrazana aminy satria tsy maintsy alaina ny fahefana, tous les moyens sont bons.

      Ankehitriny kosa, nisy nilaza fa hanova ka dia nirohotra nankany Ra-Malagasy, saingy indrisy fa dia ny teo ihany no teo, tsy nisy zavatra niova. Enga anie ka mba ho vokatr’ilay hoe situation exceptionnelle ihany izao mahatonga an’izao reglement spécial izao fa raha izao no hiainana toa hampatahotra ihany !

  • 27 janvier 2010 à 14:45 | nadia_chris (#2079)

    très bien TCR de Mahajanga, raha maro-maro tahak’anareo ny any aminy Province rehetra dia milamina i Madagasikara,misy TCR anakiray vao miforona koa zao ao a Toliary, tohizo fa mety handravana ireo goaika antitra miady seza pamita-bahoaka ireo,,,,,,

    • 27 janvier 2010 à 15:14 | Mandimbisoa (#2104) répond à nadia_chris

      O ry nadia a !

      mba misaina ve nareo sa entin’ny fankahalana,sa rehefa manana dia tsy miraharaha ny olona very asa,sy ny mafy ady , isan’andro mitady izay ho atokona...

      dia mahafaly anao raha misy maro no toa ireo jiolahim-boto mpanapotika ireo ireo,hafa-kely raha izany no ataonao hoe:fitian-tanindrazana !

      ataovy ao an-tsaina fa tsy ny goaika antitra no MIJALY fa ny MALAGASY noho io FITONDRANA IO , ary aleho toy ny goaika antitra mahafantatra fa tsy afaka ho fidina intsony fa manao izay ho hafany hivoahana izao lavaka nataonareo izao toa izay toa io filohanao io ,miziriziry eo am-pitoerana eo nefa tsy ahitana vokatra !

    • 28 janvier 2010 à 13:00 | Herimbola (#2901) répond à Mandimbisoa

      Raha ny fijeriko indray dia samy tompon’andraikitra amin’izao mahazo ny gasy izao daholo ny mpanao politika ao anatin’ireo mouvances misy.

      Ny mpiasan’ny zones franches sy ny mitovitovy aminy anefa no azon-doza fa ry zareo mifampihomehy fotsiny, mifanondro molotra fotsiny manao hoe « Io fa nihinana ny fatiny TGV fa tsy tafa ilay financement avy ary ananona ».

      Atao mihitsy izay tsy hampandeha ny raharaham-pirenena mba hahafahana manaporofo fa tsy alehany ny eo amin’ny fitondrana. Iza anefa no voa amin’izany ? TGV ve ? Ireo mpikambana ao amin’ny mouvance Madagascar ve ? Ireo membre n’ny HAT ve ? Tsia !!!! Ireo mafy ady ihany no vao mainka milentika.

      Raha ny tena takin’ireo mpanao politika ireo dia tsy ny fialan’i TGV velively fa plutôt, ny hipetrahany eo amin’ny tampony. Rehefa tafakatra eo ny iray, dia mitambatra indray izay tsy eo hanongana azy, dia izany foana no hiainana eto ! Ra-Malagasy amin’izany tohatra fiakarana foana satria fahanana an’ireo fanantenana poakaty.

      Samy ho tsarain’ny tantara e !

  • 27 janvier 2010 à 14:52 | RAVELO (#802)

    Et c’est dans pareils climats que la Fatin’ al....ka comptait organiser une éléction qu’elle ose de surcroit qualifier de neutre et libre et de non unilatérale !!!!! rehefa vendrana hoy aho dia mialà teo fotsiny fa mandany andro ny Malagasy.

    C’est tout simplement ta légitimité de un,d’etre à ce poste que tu salis de ta présence,de deux d’organiser une quelconque éléction, qui sont en cause et que tu feins d’ignorer ;et sache que seuls les babakoto comme toi tomberont dans tes piéges.

    La seule question qui doit etre posée est OUI ou NON ,les Malgaches acceptent que tu diriges cette transition,car n’oublie pas, personne ne t’a d’une manière ou d’une autre demandé ou accepté que tu nous déshonores devant le monde entier,alors tout simplement OUST,du vent et vite

    • 27 janvier 2010 à 18:20 | rakoto09 (#1735) répond à RAVELO

      Tu es un malade mental et tu manques d’arguments Ravelo ou bien Ravalo ???

  • 27 janvier 2010 à 17:29 | visina (#3456)

    Le contrapartie de la libre expression c’est de laisser les gens s’exprimer. C’est a dire ne laissez pas les autres les empecher. Empecher les opposants de se reunir par le menace de violence c’est le censure !! C’est empecher les gens de s’exprimer !!

  • 27 janvier 2010 à 19:41 | Rakotoasitera Fidy (#2760)

    Raha te ahita goaika antitra i nadia de zereo tsara ny UDR dry Ramahefarisoa

    • 28 janvier 2010 à 04:43 | Basile RAMAHEFARISOA (#417) répond à Rakotoasitera Fidy

      Rakotoasitera

      Une mise au point,RAMAHEFARISOA Basile va faire une demande d’adhésion à l’U.D.R-C donc libre à cette dernière d’accepter ou de refuser.