Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Indrisy ity tongo-kisoa mivaralila...
Mirediredy milelaka ny rindrina eto amin’ny MT sisa fara hery, valaka ny fanahy vonton-dainga, kivy ny toetsaina efa zatra mitratrevatreva tsy ampiheverena, efa nandao ilay fahasahiana manandratra rehareha...
Ny adihevitra tsy takatry ny sainy, ny zavamisy anaty fiarahamonina tsy misy tsapany sy miditra ny vavahadintsainy, tsy hitany intsony hoe inona no mba azony resahana sisa ankoatry ny hagegena vitany...
Ny lohahevitra zarain’ny MT tsy misy azony hanehoana fijery noho ny sainy sy ny fandinihiny botry sy tsy mahataka-davitra, ny tontolo ara-piarahamonina Malagasy rahateo moa tsy misy fantany rahateo...
Io mitrotrongy sy misamboaravoara io sisa... Moa tsy sahala amin’ny diky entin-driaka sisa !