Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 22h07
 

Répondre à un commentaire

13 octobre à 13:37 | vohitsara (#8896)

Raha ny fitanisana hataon´ Ikala Paingotra eto no jerena dia teto Madagasikara no nisy ny olona lazaina fa voatoatoanana noho ny fomba fiasan´ Ingahy Ravatomanga.

Nahoana anefa no ny Maorisiana no mitana azy am-pigadrana ?

Hataovy an-tsaina tsara fa Karana ny mpitondra ny nosy Maorisy.

Mazava izay ?

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.