Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 10 septembre 2026
Antananarivo | 13h46
 

Répondre à un commentaire

10 septembre à 11:36 | vazaha (#9399)

VU PAR AILLEURS, CE QUI CONFIRME MES PROPOS CI DESSUS
#Resaka_ACM.
Andao hazavaina ho azontsika tsara.
Nisy recrutement tsy manaraka fenitra, ary mpiasa maro be no nampidirina tao ny taona 2023 ka hatr@ taona 2025, rehefa nojerena akaiky sy narahana dia hita fa sady tsy manaraka drafitra ilay recrutement ary ny zava-doza dia saika diplôme hosoka no hita.

Inona ny objectif an’ilay grève, bdb ireo mpiasa nanao diplôme hosoka ary tsy vitsy no matahotra. Mba hanakanana ilay fitsarana ao @ PAC sy BIANCO dia tsy maintsy manao izao izy ireo.

Etsy ankilany dia tsara ny manamarika fa trosa ngeza be no navela tao, maro ny zvt tsy voaloa, ary efa ezaka lehibe no nataon’ny DG sy ireo mpiara-miasa aminy nahafahana nanarina ity ACM ity, tsy mora ny manototra ilay lavaka, ary tena natao tantely afadrakotra ilay orinasa, dia izao efa manomboka miarin-doha izao, ary misy miezaka hanakorotana vilana nosasana, ary efa manomboka miverina @ laoniny ny recette ny ACM.

Ny arrières ny CNAPS sy ny retraite complémentaire izay lavaka mauvaises gestion nataon’ny DG sy ny DAF teo aloha miampy ny recrutement massif illégal.

Ilay DAF teo aloha izay ni-abrogé-na dia tsy tahotra tsy henatra mitaky 500.000.000fmg mitory ny ACM fa hoe tsy ara-dalana hono ?ny fanesorana azy, tsy nampilaza 6 mois mialoha hono, izy @ io mpiasam-panjakana asa na fantany fa mi appartenir corps MESUPRES dia tsy misy resaka 6 mois izany intsony sady ny conseil d’état efa namoaka didy momba azy fa abrogé ny 06 Janvier 2026 izy, hitantsika izy nifona iny, fa aty ambadika mandray kibay ary ampiasaina mafy ny FISEMARE hahazahoana miafina ao ambadika, sy manao manipulation ireo olona nampidirina.

Saika izy daholo mantsy no nanao ilay recrutement massif illégal nanomboka ny tao 2023 à 2025.
Mbola tsy hiresaka ilay fitaovana novidiana isika fa aleo ao aoriana.
Fa ny azo ambara,efa nanao ny asany iny ny court des comptes, manohy ny DG vaovao.

Avelao ny PAC sy ny BIANCO hanao ny asany. Mampatsiahy fotsiny aho fa ny Syndicat dia tsy natao hiaro ny mpanao hosoka sy ny tsy ara-dalana.

Ampy izay ny gaboraraka fotonan’ny fanadiovana izao, averiko fa tsy ny gisa lahy homanketsa indray no hidaroka sy avo vava.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}