Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
lay teny malagasy, dia sahala natao fanahiniana ny aha sarotra azy.
nankany ambanivohitra aho, dia mba nilaza hoe.. ity ny solotsaina... tsy nisy naha fantatra hoe inona izany solotsina izany... dia niteny indray aho hoe ity ny ordinatera... dia nahafantatra daholo ny nandidina ahy..
tsy hadinoko ny kajy.. telo mira zo dafy.. girigirika faingo telo... teny gasy tsy fantatra hoe avy aiza satria tsy mbola ampy ny fahaizana teknolojia malagasy ka ahafahana mamorona voambolana mazava.. valiny : tsy misy azo zay lazaina ary tsy misy mandeha aminy laoniny ny zavatra atao.. raha mpianatra iray no maniry ho dokotera, ka ho lasa mpandidy !!!! tena tsy hitako hoe aminy fomba ahoana no ahafahany hianatra ny fomba fitsabona, ny fianarana ho mpitsabo...
saingy kosa, ny lahatsoratra malagasy, ny hainteny sy ny tononkalo, ny hira malagasy.. dia rariny loatra raha mba mankafy ny tena vakoka malagasy isika.
farany, ny tena olana, dia samy mamorona sy manao vina kevitra saingy tsy misy na iray aza tonga hatraminy farany... famolavolana ny taranaka no atao fa tsy fisehosehoana... tsy hoe rehefa vita ny kolejt, dia miadika teny vahiny ny fampianarana !!!!.. mazava ho azy fa lasa sahirana ny ankizy dia lasa tsy mahay...