Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 3 juin 2026
Antananarivo | 00h10
 

Répondre à un commentaire

2 juin à 17:14 | rakotobe (#7825)

fahaleovantenan’ny Fitsarana Avo momba ny
Lalàm-panorenana (HCC) sy ny foto-kevitry ny fisaraham-pahefana ny filazan’ny Minisitry ny Fitsarana fa hisy fanenjehana ara-pitsarana ireo mpitsara efatra eo anivon’ny HCC, hoy ny Sekretera Jeneralin’ny HCC

Fanitsakitsahana mazava ny fahaleovantenan’ny andrim-pitsarana izany, araka ny nambarany.

Sekretera Jeneralin’ny fitsarana avo momban’ny lalam-panorenana Atoa Ranesa Firiana
Fanitsakitsahana ny fahaleovantenan’ny fitsarana avo momban’ny sy ny fandikana ny lalam-panorenana ary tsy fanajana ny fisaraham- pahefana ny fanenjehana aram-pitsarana nataon’ny minisitrin’ny fitsarana Fanirisoa Ernaivo ireo mpitsara miisa 4 eo anivon’ny fitsarana avo momban ny lalam panorenana.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}