Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 26 mai 2026
Antananarivo | 20h12
 

Répondre à un commentaire

26 mai à 15:46 | rakotobe (#7825)

An-dàlana ny FANAVAOZANA Tompoko,
Samia miheno ny sefo :

" Hanamarika ny fankalazana ny 26 Jona amin’ity taona 2026 ity ny fanomezan’ny tomponandraikitra ambony ny lanja ny fitafiana maneho ny maha Malagasy, hoy ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Kôlonely RANDRIANIRINA Michaël.

Ity farany izay niantso ny mpiasam-panjakana sy ny vahoaka malagasy rehetra hanaraka izany toromarika izany ihany koa."

Zava-dehibe izany ny fitafy an !
Amin’izay mba mitotovy amin’ireo sinoa tantsinana !

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.