Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Fa maninona moa no toa mikatso ny fivoarana eo amin’ny raharaham-pirenena fa toa lasa kabary sy fisehoana no betsaka ?
Ilay fahasahiana hanao ilay fanorenana ifotony mihintsy no tsy tena mbola vonona...
Etsy andaniny, miseho sy misononoka ny tsindry avy eo amin’ny sehatra iraisampirenena.
Ilay fitondrana anie ka miandry fotsiny an’i Joaquim Chissano amin’ny volana marsa 2026 izao hametraka tondrozotra ho an’ny tetezamita e !
Sady tsy sahy manohitra an’ny SADC sy UA ilay fitondrana, no mbola tsy sahy mifampidinika manavao sy manova ireo tetikasa eo anivon’ny Banque Mondiale sy FMI akory e ! Lasa manohy fotsiny izay efa tsy nahitana fahombiazana teo aloha...
Dia io faly mitsidika etsy sy eroa mamory vahoaka io no ataony, dia mampanantena sy mandoka tena miandry tehaka fotsiny sisa...
Dia mba jereo anie ireto ministres marobe e, ohatrany hoe mandray vazaha mitsidika azy ao amin’ny birao no heveriny fa hoe zava bita sy fahombiazana...
Ohatrany hoe miandry fotsiny an’ I Chissano sisa... Sy miandry vola amin’ny Banque Mondiale...