Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées - Et ce n’ est pas de la conspiration ! Lecture
L’apocalyp
Jipo - Football : les Barea, rois de l’impossible, s’offrent une demi-finale au CHAN - Que vous etes médisant !
INCULTE 6 e DAN honoris causa mention : tsara be (…)
Jipo - Football : les Barea, rois de l’impossible, s’offrent une demi-finale au CHAN - Gagner aux tirs au but, c ’est comme la roulette russe, un coup de pot . / ! (…)
Jipo - Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées - Mandimbisoa vous auriez pu titrer :
TROU D’ AIR AU « SOMMET » DE L’ ÉTAT (…)
Jipo - Affaire des Boeing 777 : les premiers déférés devant le PAC, 11 personnes recherchées - YESSS !
Un petit complément d’ information 19 personnes et non 21 ? mais (…)
Jipo
{#URL_PAGE{archives}}
tsy fantatro hoe firy ny gasy aty la frantsa... ny fantatro dia eo aminy 100 eo no nanao fanadinana ka afaka.. isan izany ny profesora sasany.. raha ny profesora anie no mitsaoka ef grave zany ny any mada e...
toa betsaka ny nanao fanandinana EVC, toa hoe tsy afaka i profesora zely !!!!!...
ny tena mahavoa an isandra, dia ny fiheverana fa hoe rehefa manambola sy eo aminy fitondrana dia mahay... tsia !!!. raha izaho no teo, tsy nanaiky ny tsikombakomba taminy iraniens aho.. satria aho mba olona misaina ihany hoe tsy azo atao ny miady aminy israelianina... raha izaho no teo, natsaraiko aloha ny lalana rehetra amin izay miditra ny vola , vao manao lalana hafa... raha izaho no teo, dia 22 000 000 euros dia nahavitako an i stade mahamasina..Dia ny ambiny nanaovana ny stade tany aminy province... satria ahoana moa no mandoa trosa ny any aminy province nefa tsy misantatra akory ?? .. raha izaho no teo,vitako ny niatrika an iny covid iny.. mety tsy ho betsaka ny maty ( satria nosy i madagasikara)... voadidina ranomasina.. saingy tsy izaho no teo fa ry isandra dondrona mianakavy.. dondrombelona daholo izy mianakavy hany ka mivarina an kady ny firenena... tsy hainy akory ny zavatra sortant ary tsy mahalala menatra satria dondrona