Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 11 août 2025
Antananarivo | 19h21
 

Répondre à un commentaire

30 juillet à 12:56 | Vohitra (#7654)

Minisitra telo avotra, mbola voasarona ny fahotany noho ny Belladone...
Fahasalamana, Varotra sy fanjifana, Angovo.

Ilay ao amin’ny fitanterana mbola tsy nahitana zavamaniry na Dadarabe afaka nanavotana azy dia voatery izao nampidinina navoaka izao.

Resaka tena saropady toy ity ve, izay marihina fa vao tsy ela no nifarana ny ady mafana mikasika izany, dia ho sahy ity minisitra ity nandray fanapahankevitra samirery raha tsy efa nahazo tsodrano tamin’i Rainilaingarivony ?

Sarotra inoana izany e !

Natobaka ao andamosiny aloha ny rihitra izao mba ho fiarovana an’i Rainilaingarivony.

Misahana vonjimaika ny andraikitra nilaozan’ity minisitra ity indray aloha ilay olona anankiray...

Fony nitantanany vonjimaika ny harena ankibontany raha tsaroana no nitranga ilay volamena lasa bolongamby.

Inona indray no fahagagana mety hitranga ary ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}