Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 8 août 2025
Antananarivo | 10h31
 

Répondre à un commentaire

29 juillet à 15:58 | pisokely (#9950)

amiko manokana, tsy olana mihintsy aloha zay Tonga eo.. tokony hiala ry rajoel sy ny forongony, dia manamboatra ekipa mpitantana vaovao.

miala ry rajoel sy ireo jeneraly rehetra miaraka aminy.. tsy olana na lietna azy no ho lehibe ny tafika

miala ry depiote isany, naivo kely be tain tsofina, manambola hono izy sady mahay manongana fajjankana, ry be molotra, ireto ministre vavy be vava rehetra ireto..

vita io rehefa miaraka daholo...