Amin’ny alahelo lehibe no hampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
RAMANANDRAISOA Elise
(BEBELIZA)
dia nodimandry androany Alatsinainy faha 05 Mey 2008
Hoy,
– Ny Zanany :
RAMAROKOTO Andrianjafy sy Pauline (France)
RAMPARANY Antoine sy Suzy
– Ny Zafikeliny :
RAMAROKOTO Rija sy Mirana (France)
RAMAROKOTO Fanjanirina (France)
RAMAROKOTO Landy sy Anne Cécile (France)
MARCHAND Alexis sy Harinivo (France)
RAMPARANY Dimby
– Ny Zafiafiny :
MARCHAND Rindra
– Ny Iray tampo aminy :
Ny Terak’Itompokolahy RABEDAORO
– Ny havany
– Ny Fiangonana Vavolombelon’i Jehovah Mahamasina
– Ny Fokontany Ambohidahy
– Ny Fokontany sy Fiangonana Amboangivy
– Ny Fokontany sy Fiangonana Ambohitritakady
Ny nofony dia hiala ao Alarobia Amboniloha Cité des T.P, Ex - DRO, N° 03 ny zoma 09 Mey 2008 amin’ny 9 ora maraina ary hanaovana lahateny fandevenana ao amin’ny Fiangonana vavolombelon’i Jehovah Andavamamba alohan’ny handevenana azy ao amin’ny fasandrazany eny Ambohitritakady/Amboangivy, lalana Imeritsiatosika.
« Raha ny amiko, dia i Kristy no ahavelomako,
ary tombony ho ahy ny fahafatesana ».
(Fil. 1. 21)
Tsy misy fiaretan-tory, tsy misy voninkazo