Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 13 octobre 2025
Antananarivo | 14h00
 

Articles dans la rubrique « Filazana manjo »

  • Clémentine Marie SAGOT

    jeudi 18 septembre 2008 |  1477 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantso ny Mpanompony : Clémentine Marie SAGOT (Vady navelan’i Tompokolahy Jean Marcel SAGOT) Tany Mananjary ny talata 17 septambra 2008 rehefa nivahiny 91 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : Maître Louis Sagot et Janine vadiny ary ny zanaka aman-jafiny Maître Anne Marie Sagot Docteur Marie France Sagot Madame Yolande Sagot Monsieur Henri Koller et Sylvie vadiny ary ny zanaka aman-jafiny Ny zafiny : Monsieur Frédéric Saucourt et Ghislaine vadiny Catherine (…)
  • Ny Andriana RAVOAJA Bruno Jacques

    jeudi 18 septembre 2008 |  3076 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa : Ny Andriana RAVOAJA Bruno Jacques Directeur Propriétaire de l’Entreprise ECA Officier de l’Ordre national malagasy Chevalier du Mérite sportif Past Président Rotary Club Ivato Président de la Fédération malgache de Boule (1994 - 2004) Maire de la Commune rurale Fiaferana-Avaradrano (1999 - 2007) Dia niamboho rehefa nahazo ny sakramenta fanomen’ny Eglizy ny zanany, ny alahady 14 septambra 2008. Hoy, Ny vadiny : Ravoaja Minotiana (…)
  • Ny Andriana RAVOAJA Bruno Jacques

    mercredi 17 septembre 2008 |  3675 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa Ny Andriana RAVOAJA Bruno Jacques Directeur Propriétaire de l’Entreprise ECA Officier de l’Ordre national malagasy Chevalier du Mérite sportif Past Président Rotary Club Ivato Président de la Fédération malgache de Boule (1994 - 2004) Maire de la Commune rurale Fiaferana-Avaradrano (1999 - 2007) Dia niamboho rehefa nahazo ny sakramenta fanomen’ny Eglizy ny zanany, ny alahady 14 septambra 2008. Hoy, Ny vadiny : Ravoaja Minotiana Mamisoa (…)
  • RAMAHEFAMANANA Herisoa Lalao

    mercredi 17 septembre 2008 |  1538 visites
    Ny Filan-kevim-pitantanana sy Ny Tale Jeneraly ary Ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny AIR MADAGASCAR Dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ny : ALATSINAINY 15 SEPTAMBRA2008. Ny mpiara-miasa aminy Andriamatoa RAMAHEFAMANANA Herisoa Lalao
  • ANDRIAMANANTENA Georges - Rado

    mercredi 17 septembre 2008 |  6202 visites
    « Tsy ho takatry ny saiko Izay rehetra lahatrao Ny angatahako ry Raiko Aoka aho hatoky Anao ». Amin'ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo ny fiantsoan'Andriamanitra ny mpanompony : ANDRIAMANANTENA Georges (Rado) Grand Croix de deuxième classe de l'Ordre National Malagasy Mpikambana Mahefa ao amin'ny Akademia Malagasy ny 16 Septambra 2008 rehefa nivahiny 85 taona teto an-tany. Hoy, Ny Vadiny : Andriamanantena Ravololona Edwige Ny (…)
  • ANDRIANONIVELO RAZAFIARIVONY Marie

    vendredi 5 septembre 2008 |  3269 visites
    « Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no naha toy izao ahy. » (I Korint. 15/10a) Isaoranay Andriamanitra nanome anay an’ i : ANDRIANONIVELO RAZAFIARIVONY Marie (Bebe Neny) nandritra ny 93 taona Izay niamboho ny Alarobia 3 Septambra 2008. Hoy, Ny Zanany : RAHAROLAHY Edelyn sy Bakoly ANDRIANONIVELO Daniel sy Sahondra (France) RAZAKASOA Aina Jean sy Aimée ANDRlANONIVELO Simon sy Arlie (France) ANDRIANONIVELO Andriamparany sy Liliane Ny Zafiny, ny Zafiafiny Ny Iray Tampo aminy : (…)
  • Docteur RANDRIANARIVO

    vendredi 5 septembre 2008 |  3255 visites
    Vahiny ary Mpivahiny isika. Rehefa nahatanteraka ny adidiny tety an-tany dia sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny Mpanompony hody any aminy ny 04 Septambra 2008 : Docteur RANDRIANARIVO De la Faculté de Médecine de Paris Professeur émérite à la Faculté de Médecine d’Antananarivo LOHOLONA Ex-Directeur du Bureau Municipal d’Hygiène d’Antananarivo (BMH) Membre Fondateur de l’Académie de Médecine d’Antananarivo Grand Officier de l’Ordre National Malgache Commandeur de l’Ordre de Mérite de (…)
  • RATSIMBAZAFY Julien Evariste

    mercredi 27 août 2008 |  2527 visites
    Ny Ben'ny tanànan'Antananarivo Renivohitra sy ny mpiara miasa aminy rehetra, Dia mampandre amin'ny alahelo lehibe ny fahalasanan'i zoky, Ray aman-dReny, Mpiara miasa : RATSIMBAZAFY Julien Evariste Administrateur Civil en Chef de Classe Exceptionnelle (er) 1er Adjoint du Délégué au Maire du 4 Arrondissement Grand Croix de 2e Classe de l'Ordre National Malagasy. Ny nofony dia hiala ao an-tranony, Lot AB 202 bis Ambohimamory, ny Alarobia 27 Aogositra 2008 amin'ny 12ora atoandro, ary (…)
  • RAZANAMASINJANAHARY Honorine

    samedi 23 août 2008 |  2557 visites
    Amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay, fa ny reny malalanay : RAZANAMASINJANAHARY Honorine (Vady navelan'Itpkl Dr. RAVELOJAONA Marcel) dia nodimandry ny Talata 19 Aogositra 2008 rehefa nivahiny 88 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : RAVELOJAONA Marcellin sy Aline RAKOTOMANGA Emmauel sy Bodosolomalala Veuve Dr RABEFIRAISANA Voahangisoalalaina (Vannes - France) POIRET Jean-François sy Sahondra (Rénazé - France) RAVELOJAONA Tafika (Reux - France) Dr (…)
  • RAZANAMASINJANAHARY Honorine

    vendredi 22 août 2008 |  2160 visites
    Amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay, fa ny reny malalanay : RAZANAMASINJANAHARY Honorine (Vady navelan'Itpkl Dr. RAVELOJAONA Marcel) dia nodimandry ny Talata 19 Aogositra 2008 rehefa nivahiny 88 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : RAVELOJAONA Marcellin sy Aline RAKOTOMANGA Emmauel sy Bodosolomalala Veuve Dr RABEFIRAISANA Voahangisoalalaina (Vannes - France) POIRET Jean-François sy Sahondra (Rénazé - France) RAVELOJAONA Tafika (Reux - France) Dr (…)
  • RANDRIAMANGAMALALA R. Jacky Noroarimanana

    vendredi 22 août 2008 |  2515 visites
    Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo, fa ny malalanay : RANDRIAMANGAMALALA RAJONSON Jacky Noroarimanana Diakona Chevalier de l'Ordre National 0fficier de l'0rdre National Dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy ny Alarobia 20 Aogositra 2008, Hoy, Ny vadiny : RANDRIAMANGAMALALA Odin Jaofiraisana Ny zanany : Me RALAISON Dieudonné Jonson RANDRIAMANGAMALALA Herinina Jonson RANDRIAMAHAVONJY Modeste sy Vero RARIVOSON Lova sy Nivo (…)
  • Josiane Sahondra RABARY- NJAKA

    lundi 4 août 2008 |  8280 visites
    "Tany alavitra any no nisehoan'i Jehovah tamiko ka nanao hoe : Fitiavana Mandrakizay no nitiavako anao, Koa izany no nampaharetako famindrampo ho anao ". (Jeremia 31 : 3) Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : Josiane Sahondra RABARY- NJAKA Professeur de Français - Breck School - Minneapolis (Minnesota) Ancienne du Colloge Saint Antoine et de l'Ecole Saint Joseph de Cluny dia nantsoin'ny Ray hody any (…)
  • RAKOTONIRINA Claude Bertrand

    vendredi 1er août 2008 |  3945 visites
    Tompoko, Noho ny fihavanana dia nampandre anareo izahay fa ny hava-malalanay : RAKOTONIRINA Claude Bertrand Dia nantsoin'Andriamanitra hody any aminy tamin'ny Alarobia 30 Jolay 2008, rehefa nivahiny 62 taona teto an-tany. Hoy Ny Vadiny : Rtoa RANAIVO RAJAONA Laure Lala Ny Reniny : Rtoa RAKOTOMENA Léa Ny Zanany : RAKOONIRINA Tahiana sy Mirado (Marseille) RAKOTONIRINA Fenosoa sy Fenosoa (Marseille) RAKOTOMENA Tsihoarana RAKOTONIRINA Zo Ny Zafikeliny : Tiavina, Nomena Ny iray (…)
  • Herizo RAZAFIMAHALEO

    samedi 26 juillet 2008 |  3361 visites
    Ny Conseil d'orientation, Ny Sekretera Jeneraly Manassé Esoavelomandroso sy ny Birao Nasionaly Mpandrindra (BNC), ary ny Mpikambana LEADER FANILO rehetra manerana ny Nosy sy ny any ivelany, dia mampilaza amin'ny alahelo lehibe ny fodiamandrin'i : Herizo RAZAFIMAHALEO Filoha Nasionaly Mpanorina
  • RAKOTOZAFY Noelison

    samedi 26 juillet 2008 |  1972 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAKOTOZAFY Noelison Administrateur Civil en Chef de Classe Exceptionnelle retraité Commandeur de l’Ordre National Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 25 Jolay 2008, rehefa nivahiny 75 taona teto an-tany. Hoy, Ny vadiny : RASOANALIVELO Julienne Ny zanany : RAKOTONJANAHARY Noelson sy Justine ary ny zanaka aman-jafiny. RAKOTO Philémon sy Julie ary ny zanany (…)
  • RANDRIAMBOLOLONA Gilbert

    jeudi 24 juillet 2008 |  1765 visites
    Ny Komity Mpitantana sy ny Mpiara-miasa eto amin'ny OSTIE dia mampandre amin'ny alahelo lehibe fa : RANDRIAMBOLOLONA Gilbert Mpikambana ao amin'ny Komity Mpitantana OSTIE dia nodimandry ny Talata faha 22 Jolay 2008. Ny razana dia hiala eto Antananarivo ny Alakamisy 24 Jolay 2008 ary ho entina any Ambohitsinjo Ambatofinandrahana. Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana.
  • RANDRIAMBOLOLONA Gilbert

    mercredi 23 juillet 2008 |  1416 visites
    Ny Komity Mpitantana sy ny Mpiara-miasa eto amin'ny OSTIE dia mampandre amin'ny alahelo lehibe fa : RANDRIAMBOLOLONA Gilbert Mpikambana ao amin'ny Komity Mpitantana OSTIE dia nodimandry ny Talata faha 22 Jolay 2008. Ny razana dia hiala eto Antananarivo ny Alakamisy 24 Jolay 2008 ary ho entina any Ambohitsinjo Ambatofinandrahana. Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana.
  • RAZAKAMAHEFA

    samedi 12 juillet 2008 |  2601 visites
    Tompoko, Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay fa ny malalanay : RAZAKAMAHEFA Mpiandry Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alakamisy 10 Jolay 2008 rehefa nivahiny 52 taona teto an-tany. Hoy, Ny reniny : RASOALANTO Ny iray tampo aminy : ANDRIANASOLOMAHEFA Jean Philippe sy Naina ary ny zanaka aman-jafiny RABARISON Jean Muël sy Angéline ary ny zanaka aman-jafiny ANDRIANASOLONJATOVOMAHEFA Gabriel sy ny zanaka aman-jafiny RAMAHEFARISOA (…)
  • MOMPERA RAMANANTOANINA REMI, S.J.

    vendredi 11 juillet 2008 |  2101 visites
    Am-pinoana sy fanantenana ny fitsanganan-ko velona no ampandrenesana antsika havana sy tapaka fa i MOMPERA RAMANANTOANINA REMI, S.J. dia nantsoin’Andriamanitra hody any Aminy ny Talata 08 jolay 2008, rehefa nivahiny 93 taona teto an-tany, teo amin’ny faha 73 taona naha-relijiozy azy tato amin’ny Fikambanan’i Jesoa (Zezoita) ary teo amin’ny faha 61 taona naha pretra azy. Hoy : Son Excellence Mgr l’Archevêque RAZANAKOLONA Odon Marie Arsène, Son Excellence Mgr KASCUJJA Augustin, Nonce (…)
  • RAZAKAMAHEFA

    vendredi 11 juillet 2008 |  2037 visites
    Tompoko, Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay fa ny malalanay : RAZAKAMAHEFA Mpiandry Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alakamisy 10 Jolay 2008 rehefa nivahiny 52 taona teto an-tany. Hoy, Ny reniny : RASOALANTO Ny iray tampo aminy : ANDRIANASOLOMAHEFA Jean Philippe sy Naina ary ny zanaka aman-jafiny RABARISON Jean Muël sy Angéline ary ny zanaka aman-jafiny ANDRIANASOLONJATOVOMAHEFA Gabriel sy ny zanaka aman-jafiny RAMAHEFARISOA (…)